Bigga Tovo (Karnaz) - Tonton Bigga (remix) [tekst, tłumaczenie i interpretacja piosenki]

Wykonawca: Bigga Tovo (Karnaz)
Data wydania: 2011-04-18
Gatunek: Rap
Producent: Clinton Sparks, Kamau Georges

Tekst piosenki

Yeah
Kolotsaina Mainty, yeah
Inona ny vaovao Tonton Bigga

Artista fa tsy Sareraka, tsisy afa tsy izaho irery no hianteherako
Yeah, zay tsy mila misolelaka , raha tsy mijoro koa tsy lehilahy
Kobonay ny aleha, tsy hanaiky ho resy otran'ny Ali
N'iza n'iza hidresy, ny aty ny style tsy miova
Tsy miala madness, ra misy fotoana mandalova tsy niova ny adresse
Yes, aza manahy ny fitiavako HipHop endless
Ny fahavalo mampijabaka, tsy quoi fa Jah Bless
Ny olona jiaby mihetsika, ny Jack Da gohanay seka
Atsoy aho hoe Tonton Bigga, izaho tsy Gourou-ana Sekta
Taloha ny "Cavs" trace-na sipa kevoka, zao lasa feno Tass tsy afaka
Midofaka rehefa tsemboka, zay generation manitra Axe
Rehefa manao mianatra X, sixa ho an'ny my men ao amin'ny
Fianakaviana isoka, tsy ho an'izay votany fa ny tena MC
Tsy ho votanisa fa otrany lava be ilay liste

Ambanimbany, maninona ra mba mitady kandra na bizna
Fa otrany diso mitongizina ihany leis. eka eka
Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga
Fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany , Ambonimbony
X 02

Refrain:
Vaovao an'ialahy, mi-Rap hono elah?
Oz ny olona hoe kely sisa dia hitapy hono toi
Vaovao an'ialahy, mi-racaille hono elah?
Maka tsy miera fainga-tanana, tsisy fangatahana
Maninona ra mba mitady kandra na bizna
Fa otrany diso mitongizina ihany leis, eka eka
Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga
Fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany, eka eka
Miaiky ah zay, eoa eoa
Miaiky ah zay, eka eka
Miaiky ah zay, eoa eoa
Miaiky ah zay


Vaovao an'ny tanana, tazy hono tsy tamana any Paname
Zatra nihanta tamin'i mama, sady any tsisy mpanampy
Papi zany ny Rap , ahodino ampitapitao
Ny mpialona sy ny zaza maditra, aleo hipitrapitra eo
Oz X-tah hoe eny ampoto-tsofinareo, yeah yeah
Tsofinay rano, mazaho mitady
Vo izaho no mihe mahia, ny rap vita matavy
Ny MC lasa Melanie, tsy hay intsony hoe lahy sa vavy, yeah
Peace ho an'izay nody mandry, mampamangy
Fa na dia malahelo mafy, tsy afaka mody ny mpamanga
Mamono eritreritra amin'ny toaka sy Rap
Efa ela be no alcoolique, fiainan'alika
Lety style bandy hanambady Kox, ny adala ato amiko otran'i Lalie
Tsy afaka desintox, yeah Zaza Rap-Taiza sy toast, yeah
Tohizo ny bosy ralahy ra toa havanana, ndry ra vo tonga volana
Aza tonga any amiko, yeah tsika samy voky lainga
Fa samy matahotra ho vo-flingue, tsy maka tahaka ny firenen'i
Johnny Clegg, yeah tahio so misy mifofo ny aiko, an
Be ny bajo no hikonetaka

Ambanimbany, maninona ra mba mitady kandra na bizna
Fa otrany diso mitongizina ihany leis. eka eka
Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga
Fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany , Ambonimbony
X 02

Refrain:
Vaovao an'ialahy, mi-Rap hono elah?
Oz ny olona hoe kely sisa dia hitapy hono toi
Vaovao an'ialahy, mi-racaille hono elah?
Maka tsy miera fainga-tanana, tsisy fangatahana
Maninona ra mba mitady kandra na bizna
Fa otrany diso mitongizina ihany leis, eka eka
Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga
Fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany, eka eka
Miaiky ah zay, eoa eoa
Miaiky ah zay, eka eka
Miaiky ah zay, eoa eoa
Miaiky ah zay

Tłumaczenie piosenki

Nikt nie dodał jeszcze tłumaczenia do tej piosenki. Bądź pierwszy!
Jeśli znasz język na tyle, aby móc swobodnie przetłumaczyć ten tekst, zrób to i dołóż swoją cegiełkę do opisu tej piosenki. Po sprawdzeniu tłumaczenia przez naszych redaktorów, dodamy je jako oficjalne tłumaczenie utworu!

+ Dodaj tłumaczenie

Wyślij Niestety coś poszło nie tak, spróbuj później. Treść tłumaczenia musi być wypełniona.
Dziękujemy za wysłanie tłumaczenia.
Nasi najlepsi redaktorzy przejrzą jego treść, gdy tylko będzie to możliwe. Status swojego tłumaczenia możesz obserwować na stronie swojego profilu.

Interpretacja piosenki

Dziękujemy za wysłanie interpretacji
Nasi najlepsi redaktorzy przejrzą jej treść, gdy tylko będzie to możliwe.
Status swojej interpretacji możesz obserwować na stronie swojego profilu.
Dodaj interpretację
Jeśli wiesz o czym śpiewa wykonawca, potrafisz czytać "między wierszami" i znasz historię tego utworu, możesz dodać interpretację tekstu. Po sprawdzeniu przez naszych redaktorów, dodamy ją jako oficjalną interpretację utworu!

Wyślij Niestety coś poszło nie tak, spróbuj później. Treść interpretacji musi być wypełniona.

Lub dodaj całkowicie nową interpretację - dodaj interpretację
Wyślij Niestety coś poszło nie tak, spróbuj później. Treść poprawki musi być wypełniona. Dziękujemy za wysłanie poprawki.
Najpopularniejsze od Bigga Tovo (Karnaz)
Tonton Bigga (remix)
108
{{ like_int }}
Tonton Bigga (remix)
Bigga Tovo (Karnaz)
Komentarze
Polecane przez Groove
Monster
4,3k
{{ like_int }}
Therefore I Am
4,9k
{{ like_int }}
Therefore I Am
Billie Eilish
Life Goes On
394
{{ like_int }}
Life Goes On
BTS
Rewolucja Romantyczna
745
{{ like_int }}
Rewolucja Romantyczna
Bedoes & Lanek
34+35
6,6k
{{ like_int }}
Popularne teksty
Mi Brilu Plu
2k
{{ like_int }}
Mi Brilu Plu
Kore
KUSHKOMA
5,8k
{{ like_int }}
KUSHKOMA
Guzior
Lonely
11,1k
{{ like_int }}
Lonely
Benny Blanco
34+35
6,6k
{{ like_int }}
​mars
1,4k
{{ like_int }}
​mars
Yungblud